|
|
|
|

Teny iditra1  rano maria
Singan-teny  2 rano, 3 maria
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana.
6 Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
[ranomaria] 7 rano mafy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 Water flowing swiftly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [ranomaria] 9 rapide [1.13]
Ohatra  10  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Tovy hevitra  11 rano mandeha

Fivaditsoratra  12 Mariarano, rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17